plt_tn/luk/06/37.md

640 B

Aza mitsara

"aza mitsara olona" na "aza manakiana mafy olona"

ary ianareo

"ho valin'izany, ianareo dia"

Tsy ho tsaraina ianareo

Jesosy tsy niteny hoe iza no tsy hitsara. Ireo dika ny azo atao: 1) "Tsy hitsara anareo Andriamanitra" na "tsy hisy olona hitsara anareo"

Aza manameloka

"Aza manameloka olona"

Tsy ho melohina ianareo

Jesosy tsy niteny hoe iza no tsy hanameloka. Ireo dikany azo atao: 1) "Tsy hanameloka anareo Andriamanitra" na 2) "Tsy hisy olona hanameloka anareo"

ho avela ianareo

Jesosy tsy niteny hoe iza no hamela. Ireo dikany azo atao: 1) "Hamela anareo Andriamanitra" na 2) "Hamela anareo ny olona"