plt_tn/luk/06/14.md

12 lines
464 B
Markdown

# ny rahalahiny Andrea
"Andrea, rahalahin'i Simona"
# Zelota
Ireo dikany azo atao: 1) "ny Zelota" dia fiantsoana izay manondro fa izy dia anisan'ilay vondron'olona izay naniry hanafaka ireo olona Jiosy tamin'ny fanjakana Romana.
# tonga mpamadika
Mety ilaina ny manazava ny dikan'ny "mpamadika" eto. DH: "namitaka ny namany" na "nanolotra ny namany tamin'ireo fahavalo" (takalo vola foana) na "nampidi-doza namana amin'ny filazana ireo fahavalo ny momba azy"