plt_tn/luk/06/09.md

565 B

tamin'izy ireo

"tamin'ireo Fariseo"

ara-dalàna ve ... manavotra aina ... mamotika azy?

Jesosy te-hanitsy ny eritreritr'ireo Fariseo fa tsy azo atao ny manasitrana amin'ny Sabata. Nametraka ny fanontaniana toy ny fifanoherana eo amin'ny fanaovana ny tsara sy ny fanaovana ny ratsy Izy mba hampazava tsara izay ara-dalàna sy tsy ara-dalàna. DH: "Hetsika iza no avelan' Andriamanitra_ ny fanaovana ny tsara sy manasitrana, sa ny ratsy sy famotehana fiainana?"

ny fanaovana ny tsara sa ny fanaovana ny ratsy

"ny fanampiana olona sa fanaovana ratsy olona"