plt_tn/luk/05/25.md

12 lines
211 B
Markdown

# Teo noho eo
"Avy hatrany"
# nitsangana izy
Mety hanampy ny filazana mazava tsara fa sitrana izy. DH: "sitrana ilay lehilahy! Nitsangana izy."
# zava-mahagaga
"zavatra mahatalanjona" na "zavatra hafahafa"