plt_tn/luk/04/33.md

659 B

Ary nisy lehilahy

Ity fehezanteny ity dia nampiasaina hanamarihana ny fampidirana mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara; raha ny eto, dia ilay lehilahy misy demonia iray.

nitoeran'ny fanahy maloton'ny demonia

"izay nitoeran'ny demonia maloto" na "izay nanjakan'ny fanahy ratsy"

Inona no hifandraisanay aminao

Ity valin-teny tia ady ity dia fomba fiteny izay midika hoe: "Inona no iombonantsika?" na hoe "inona no zo tokony anelingelenanao anay?"

Inona no hifandraisanay aminao, ry Jesosy avy any Nazareta?

Ity fanontaniana ity dia afaka soratana toy ny fanambarana. DH: "Tsy manana zo hanelingelina anay Ianao, ry Jesosy avy any Nazareta!"