plt_tn/luk/04/16.md

779 B

ilay tanàna nahalehibe Azy

"ny tanàna nipetrahany tamin'Izy mbola kely" na "ny tanàna naha-lehibe Azy"

araka ny fomba fanaony

"araka ny nataony isakin'ny Sabata." Fomba fanaony mahazatra ny mandeha mankany amin'ny synagoga amin'ny andron'ny Sabata.

natolotra azy ny horonan-taratasin'Isaia mpaminany

DH: "nisy olona nanome azy ilay horonan-taratasin'Isaia mpaminany"

ny horonan-taratasin'Isaia mpaminany

Ity dia maneho ny bokin'Isaia nosoratana tao anaty horonan-taratasy. Efa an-taona maro tany aloha no nanoratan'Isaia ireo teny, ary nisy olona hafa nandika izany tao anaty horonan-taratasy.

ny toerana nanoratana azy

"ny toerana ao anatin'ilay horonan-taratasy miaraka amin'ireo teny ireo." Ity fehezanteny ity dia mitohy ao amin'ireo andininy manaraka.