plt_tn/luk/04/09.md

549 B

fara-tampony

Ity dia sisin'ilay tafon'ny tempoly. Raha misy olona mianjera avy eny, dia haratra izy na ho faty.

Zanak'Andriamanitra

Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy.

azerao ny tenanao

"mianjeraha amin'ny tany"

Satria efa voasoratra hoe

Ny devoly dia milaza fa ity teny nalaina tao amin'ny Salamo ity dia midika fa tsy haratra Jesosy raha Izy no zanak'Andriamanitra. DH: "Tsy haratra ianao, satria voasoratra hoe"

voasoratra hoe

DH: "Ny mpanoratra dia nanoratra hoe"

Hibaiko Izy

Ny "Izy" dia maneho an'Andriamanitra.