plt_tn/luk/03/17.md

347 B

Eo an-tanany ny fikororohany

Josefa miresaka an'i Kristy ho avy hitsara toy ny hoe mpiompy izay vonona hanasaraka ny voam-bary amin'ny akofa. DH: "Mitazona fokororohana izy satria efa vonona" na "vonona hitsara toy ny mpiompy vonona hikororoho vary Izy"

dorana ny akofa

Ny akofa dia tsy ilaina na amin'ny inona na inona, ka doran'ny olona.