plt_tn/luk/03/14.md

794 B

Miaramila

"lehilahy manompo ao amin'ny tafika"

Ahoana ny momba anay? Inona no tsy maintsy hataonay?

"Ahoana ny momba anay miaramila, inona no tsy maintsy hataonay?" Jaona dia tsy tafiditra ao anatin'ny teny hoe "anay" sy "izahay." Ireo miaramila dia te-hilaza fa Jaona no niteny ireo vahoaka sy mpitaky hetra izay tsy maintsy hataon'izy ireo ary te-hahafantatra izay ho ataon'izy ireo amin'ny maha-miaramila azy ireo.

aza miapanga lainga olona

Nanao fiapangana tsy marina tamin'ny olona ireo miaramila mba hahazoana vola. Afaka atao mazava tsara izany. DH: "toy izany koa, aza miapanga lainga olona mba hahazoana vola avy amin'izy ireo" na "aza milaza fa nisy olona tsy manan-tsiny nanao zavatra tsy ara-dalàna"

Mifalia amin'ny karamanareo

"Mahaiza mionona amin'ny karamanareo"