plt_tn/luk/03/09.md

493 B

Ankehitriny ny famaky dia mipetraka eo amin'ny fototry ny hazo

Ny famaky izay eo amin'ny toerany mba ho afaka hanapaka ny fakan'ny hazo izany dia sariteny ho an'ny famaizana izay efa hiantomboka. DH: Andriamanitra dia toy ilay lehilahy izay nametraka ny famakiny teo amin'ny fakan'ny hazo"

ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia voakapa

DH: "kapainy avokoa ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara"

natsipy tany amin'ny afo

ny "afo" ihany koa dia sariteny ho an'ny famaizana.