plt_tn/luk/03/07.md

951 B

Ianareo ry taranaky ny menarana

Amin'ity sariteny ity Jaona dia mampitaha ny vahoaka amin'ny menarana, izay bibilava mahafaty sy mampidi-doza ary maneho ny ratsy. DH: "ianareo menarana ratsy misy poizina!" na "Ny olona dia tokony hiala lavitra aminareo toy ny handosiran'izy ireo menarana misy poizina!"

Iza no nampitandrina anareo ... ho avy?

Tsy tena nanantena azy ireo hamaly izy. Niteny mafy ireo olona Jaona satria izy ireo nangataka azy hanao batisa azy ireo mba tsy ho sazian' Andriamanitra, satria tsy te-hijanona hanota izy ireo. DH: "Tsy afaka mandositra ny hatezeran' Andriamanitra toy izao ianareo" na "tsy afaka handositra ny hatezeran'Andriamanitra amin'ny fanaovana batisa fotsiny ianareo"

ny fahatezerana izay ho avy

ny teny hoe "hatezerana" dia nampiasaina eto mba hanehoana ny sazin'Andriamanitra satria mialoha izany ny hatezerany. DH: "ny sazy izay alefan'Andriamanitra" na "ny hatezeran' Andriamanitra izay ho asehony"