plt_tn/luk/03/05.md

779 B

Ny lohasaha rehetra ho totofana ... ny tendrombohitra rehetra sy ny havoana hahetry

Rehefa manomana lalana ho an'ny olona ambony izay ho avy ny olona, dia manapaka ny toerana avo sy manototra ny toerana iva mba hitovy ambaratonga ny lalana. Ity dia anisan'ny sariteny izay nanomboka tao amin'ny andininy teo aloha.

Ny lohasaha rehetra ho totofana

DH: "Ho totofan'izy ireo ny toerana iva rehetra eny amin'ny lalana"

ny tendrombohitra rehetra sy ny havoana hahetry

DH: "Ho ataon'izy ireo mitovy ambaratonga avokoa ny tendrombohitra sy havoana rehetra" na "ho esorin'izy ireo avokoa ny toerana avo rehetra eny amin'ny lalana"

hahita ny famonjen'Andriamanitra

Afaka atao ho toy ny hetsika izany. DH: "Mianara ny fomba hamonjen'Andriamanitra ny olona amin'ny fahotana"