plt_tn/luk/01/80.md

872 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity dia milaza foy ny momban'ny taona nitomboan'i Jaona.

Ary

Ity teny ity dia ampiasaina eto mba hanamarihana fihatoana ao amin'ny tantara fototra. Lioka dia nivadika faingana avy any amin'ny fahaterahan'i Jaona nankany amin'ny fiantombohan'ny asa fanompoany amin'ny maha-lehibe azy.

tonga nahery amin'ny fanahy

"tonga matotra ara-panahy" na "nanamafy ny fifandraisany amin'Andriamanitra"

tany an'efitra

"niaina tany an'efitra." Lioka dia tsy niteny hoe firy taona Jaona no nanomboka niaina tany an'efitra.

mandra-

Ity dia tsy tena hoe manamarika fihatoana. Nanohy niaina tany amin'ny tany karakaina foana Jaona na dia taorian'ny nanombohany nitory ampahibemaso aza.

ny andro hisehoany ankariary

"rehefa nanomboka nitory ampahibemaso izy"

ny andro

Ampiasaina ity eto amin'ny dika ankapobeny hoe "'ny fotoana"