plt_tn/luk/01/67.md

652 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Zakaria milaza izay hitranga amin'i Jaona zanany.

Feno ny Fanahy Masina i Zakaria rainy

DH: "Ny Fanahy Masina nameno an'i Zakaria rainy"

Ny rainy

Rain'i Jaona

naminany, nilaza hoe

Kendreo ny fomba tsotra hampidirana teny mivantana amin'ny fiteninao. DH: "naminany ary niteny hoe" na "naminany, ary izao no nolazainy"

Andriamanitr'Israely

"Israely" eto dia maneho ny firenen'Israely. Ny fifandraisana eo amin'Andriamanitra sy Israely dia afaka apetraka mivantana kokoa. DH: "Ilay Andriamanitra nanjaka nanerana an'Israely" na "Ilay Andriamanitra izay derain'Israely"

ny olony

"olon'Andriamanitra"