plt_tn/luk/01/46.md

289 B

Fampahafatarana amin'ny ankapobeny

Maria dia nanomboka hira fiderana ho an'ny Tompo mpamonjiny

nifaly tamin'ny

"nahatsapa hafaliana be tamin'ny" na "tena faly be momban'ny"

Andriamanitra mpamonjiko

"Andriamanitra, Ilay iray izay mamonjy ahy" na "Andriamanitra izay mamonjy ahy"