plt_tn/luk/01/14.md

772 B

Satria

"Satria" na "fanampin'izany"

fifaliana sy firavoravoana

Ireo teny roa ireo dia mitovy dika ary afaka atambatra raha tsy manana fomba filaza mifanakaiky ny fiteninao. DH: "tena ravo"

amin'ny fahaterahany

"nohon'ny fahaterahany"

ho lehibe eo imason'ny Tompo izy

"ho olona tena manan-danja izy amin'ny Tompo" na "Ho raisin'Andriamanitra toy ny olona manan-danja izy"

ho feno ny Fanahy Masina izy

Afaka atao tso-drafitra io. DH: "ny Fanahy Masina dia hanome hery azy" na "hitari-dalana azy ny Fanahy Masina." Kendreo tsy hitovy amin'ny mety hataon'ny fanahy ratsy amin'ny olona iray izany.

hatrany an-kibon-dreniny

Ny olona dia efa feno ny Fanahy Masina teo aloha, fa tsy mbola nisy nandre zaza mbola tsy teraka nefa feno ny Fanahy Masina izany.