plt_tn/lev/27/28.md

1.1 KiB

tsy misy zavatra izay atokan'ny lehilahy iray ho an'i Yaveh, avy amin'izay rehetra ananany, na olombelona na biby, na ny tanin-drazany, ka afaka amidy na avotana

DH: "Tsy misy mahazo mivarotra na manavotra ny zavatra izay efa natokan'ilay olona ho an'i Yaveh avy tamin'izay rehetra nanany, na olona izany, na biby, na ny tanin'ny fianakaviny" na "raha misy olona manokana zavatra avy amin'izay hananany ho an'i Yaveh, na olona izany, na biby, na ny tanin'ny fianakaviany, diua tsy azon'iza na iza amidy na avotana izany"

Izay rehetra natokana dia masina indrindra ho an'i Yaveh

"Ny zavatra rehetra izay atokan'ny olona dia masina indrindra amin'i Yaveh"

Tsy misy vidim-panavotana azo aloa

DH: "Tsy misy afaka manefa ny vidim-panavotana"

ho an'ny olona izay voatokana ho amin'ny faharavana

DH: "ho an'ny olona izay efa natokan'i Yaveh ho amin'ny faharavana

ho an'ny olona izay voatokana ho amin'ny faharavana

Ny anton'ny nanokanana ilay ho amin'ny faharavana dia azo lazaina mazava. DH: "ho an'ny olona izay efa nofaritan'Yaveh ho faty nohon'ny fahotany"

Tsy maintsy vonoina izany olona izany

DH: "Aoka ho vonoinao izay olona izany"