plt_tn/lev/27/17.md

369 B

ny taon-jobily

Ny dia mitranga isaky ny 50 taona. Jereo ny nandikanao ny "jobily" ao amin'ny 25:10.

hijanona amin'izany ihany ny tombam-bidiny

"hijanona" na "hijanona ho toy izany." DH: "ny tombam-bidin'izany dia tsy miova" na "ny tombam-bidin'izany dia sanda feno" (UDB)

tsy maintsy hahena ny tombam-bidin'izan

DH: "Tsy maintsy manena ny tombam-bidiny izy"