plt_tn/lev/27/07.md

690 B

enimpolo taona no miakatra

"mihoatra ny enimpolo taona"

enimpolo ...dimy ambin'ny folo ...folo

"60 ...15 ...10"

dimy ambin'ny folo

Raha ilaina ny fampiasana ny mari-danja moderina, dia ireto misy fomba roa hanaovana izany. DH: "singam-bolafotsy dimy ambin'ny folo" na "volafotsy 150 grama"

ary ho an'ny vavy dia sekely folo

Ny andian-teny "izany tahan-taona izany" sy ny "ny fenitry ny tombanao dia tsy maintsy" dia nesorina, saingy natao mba ho azo. DH: "ary aoka ho selely folo no ho tombam-bidinao ho an'ny vehivavy amin'ireo tahan-taona ireo"

tsy maintsy aseho any amin'ny mpisorona ilay olona atolotra

DH: "aoka izy hatolony an'ilay mpisorona ilay olona izay omeny"