plt_tn/lev/26/43.md

349 B

Hilaozan'izy ireo ny tany

DH: "Ireo vahoakan'Israely dia handao ny tanin'izy ireo"

ka ho faly miaraka amin'ny Sabatany izany

Yaveh dia mitresaka ny tany toy ny hoe olona izay faly ny amin'ny fitsaharana, satria tsy hisy hamboly eo amin'izany. Izany dia hamela ny tany hiverina ho mamokatra kokoa. DH: "Hahazo tombony ny amin'ny Sabata izany"