plt_tn/lev/26/09.md

628 B

Hijery anareo amim-pankasitrahana Aho

"Haneho sitraka anareo Aho" na "hitahy anareo Aho" (UDB)

hampamokatra sy hampitombo isa anareo

Ireo andian-teny roa ireo dia maneho ny fanaovan'Andriamanitra azy ireo ho maro taranaka sy lasa vondrona lehibe.

hampamokatra

Andriamanitra dia mireaka ny fananan'izy ireo zanana maro toy ny hoe hazo izay mamoa voa maro. DH: "hampanana zanaka maro anareo"

Hihinana ireo hanina voatahiry amin'ny fotoana maharitra ianareo

"Hanana tahirin-tsakafo hohanina mandritra ny fotoana maro ianareo" na "hanana sakafo maro ho tehirizina ianareo ary hihinana izany mandritra ny fotoana ela"