plt_tn/lev/25/53.md

941 B

Hatao tahaka ny...izy

DH: "Ny vahiny izay nividy azy hoandevo dia tsy maintsy mitondra azy tahaka ny"

tsy hitondra azy amin- kery tokoa ianao

DH:"tsy hisy hitondra azy amin-karatsiana"

Raha tsy avotra amin'izany izy

Ilay havotana dia azo lazaina mazava. DH: "raha misy manavotra azy avy amin'ireo izay nividy azy ho andevo amin'ireo fomba ireo"

amin'izany izy

"amin'izany fomba izany"

aoka izy hanompo hatramin'ny taonan'ny Jobily, izy sy ireo zanany miaraka aminy

Ny andevo Israelita sy ny zanany dia hanompo ny vahiny mandra-pahatongan'ny taonan'ny Jobily, ary avy eo dia hanafaka ireo andevo Israelita sy ny zanany ireo vahiny.

Amiko dia mpanompo ny vahoakan'Israely

"fa raha amiko, ny vahoaka Israelita dia mpanompo." Izany fihevitra izany no nahatonga an'Andriamanitra naniry ny hanafaka ny Israely amin'ny taonan'ny Jobily. Izy ireo dia mpanompony. Izy ireo dia tsy navela ho andevon'ny olona hafa mandrakizay.