plt_tn/lev/24/10.md

306 B

Niteny ratsy ny anaran'i Yaveh sy nanozona an'Andriamanitra

Ireo andian-teny ireo dia mitovy ny heviny amin'ny ankapobeny. DH: "niteny ratsy an'i Yaveh tamin'ny alala'ny fanozonana Azy" na "niteny zava-dratsy mahakasika an'i Yaveh"

Sebomita

Io dia anaram-behivavy.

Dibry

Io dia anaran-dehilahy.