plt_tn/lev/24/03.md

1.1 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Andriamanitra dia manohy ny fanomezany toromarika ny amin'ireo zavatra ao amin'ny trano-lay fihaonana.

ao ivelan'ny lamba fanakonana eo anatrehan'ny didim-panekena

Ny andian-teny "didim-panekena" dia mampiseho: na ireo takelaka roa misy ny didy na ny vata izay misy ireo takelaka ireo. Ireo dia napetraka tamin'ny toerana tena masina, izay efitra aorian'ny lamba fanakonana ao amin'ny amin'ny trano-lay fihaonana. DH: "eo ivelan'ny lamba fanakonana izay eo anoloan'ireo takelaky ny didim-panekena" na "eo ivelan'ny lamba fandrakofana izay eo anatrehan'ny vata misy ny fanekena"

lamba fanakonana

Io dia lamba matevina mihantona toy ny rindrina. Izany dia tsy toy ny lamba fandrakofana amin'ny varavarankely.

manomboka ny hariva mandra-paraina

"manomboka amin'ny filentehan'ny masoandro ka mandra-piposaky ny masoandro" na "ny alina tontolo"

Ho lalàna maharitra hatramin'ny taranak'ireo vahoakanareo izany

Io dia midika fa izy ireo sy ny taranany dia tsy maintsy mankatò io didy io mandrakizay. Jereo ny nandikanao ny nadian-teny mitovy alin'ny ao amin'ny 3:15.