plt_tn/lev/23/37.md

215 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona isan-taona i Yaveh.

Ireo no firavoravoana voatendry

Io dia maondro ireo firavoravoana tao amin'ny 23:1-36.