plt_tn/lev/23/04.md

461 B

amin'ny fotoany voatondro

"araka ny fotoany"

volana voalohany, amin'ny andro fahaefatry ny volanana ...andro faha-dimy ambin'ny folon'io volana io ihany

Ny volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo dia manamarika ny fotoana nitondran'i Yaveh ireo Israelita nivoaka an'i Egypta. Ny andro fahefatra ambin'ny folo sy fahadimy ambin'ny folo dia manodidina ny fiantombohan'ny Aprily amin'ny tetiandro Tandrefana.

amin'ny takariva

"amin'ny mody masoandro"