plt_tn/lev/21/13.md

254 B

avy amin'ny olony ihany

"avy amin'ny fokony ihany, dia ny fokon'i Levy"

ka tsy handotoany ny zanany eo amin'ny vahoakany

Ny mpisoronabe dia tsy hanana zanaka mendrika ny ho mpisorona raha manambady vehivavy tsy manaja izay masina na ratsy fanahy.