plt_tn/lev/20/15.md

12 lines
346 B
Markdown

# aoka ho faty tokoa izy
DH: "Aoka ho vonoinao tokoa izy "
# aoka hamono ilay vehivavy sy ilay biby ianareo. Aoka ho faty tokoa izy ireo
Ireo fehezanteny ireo dia mitovy ny heviny amin'ny ankapobeny. Ireo dia manamafy fa ilay vehivavy sy ilay biby dia tsy maintsy vonoina.
# Aoka ho faty tokoa izy ireo
DH: "Aoka ho vonoinao tokoa izy ireo"