plt_tn/lev/20/08.md

429 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona.

Aoka hitandrina ny didiko ianareo ary hanaraka ireo

Ny teny "hitandrina" sy ny "hanaraka" dia mitovy ny heviny amin'ny ankapobeny. Izy ireo dia ampiasaina miaraka mba hanamafisana fa ny vahoaka dia tsy maintsy manakatò an'Andriamanitra.

Aoka ho faty tokoa

DH: "Aoka ho vonoinao tokoa izy ireo"