plt_tn/lev/20/01.md

343 B

manolotra ny zanany amin'i Moloka

Ireo izay manompo an'i Moloka amin'ny fanaovan-tsorona ny zanany amin'ny alalan'ny afo. Ny dika fenon'io fan,ambarana io dia azo atao mazava. DH: "mamono ny zanany ho sorona ho an'i Moloka"

dia aoka ho faty. Aoka hitora-bato azy ny olon'ny tany

DH: "Ny aoka hitora-bato hahafaty azy ny mponin'ny tany"