plt_tn/lev/19/35.md

364 B

Aza mampiasa fandrefesana diso

Io dia fandrarana ny fafaovana fanahiniana ny fampiasana fitaovana izay tsy manome refy araka ny tokony ho izy rehefa mandrefy zavatra.

efaha

Io dia famarana voa.

hina

Io dia famarana ranon-javatra.

Hankatoavy ...ary hataovy ireny

Ireo andian-teny roa ireo dia milaza zavatra mitovy ary manamafy ny didy fankatoavana.