plt_tn/lev/19/31.md

332 B

ny maty na amin'ny fanahy

Ireo mety ho heviny dia 1) ny "maty" sy ny "fanahy" dia zavatra roa samy hafa na 2) ireo dia teny roa izay midika hoe "ny fanahin'ny olona maty" (UDB).

Aza mitady azy ireo, fa raha tsy izany handoto anareo izy ireo

"Aza mitady ireo olona ireo. Raha manao izany ianareo, dia handoto anareo izy ireo"