plt_tn/lev/19/23.md

873 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona.

dia aoka ianareo hamela ny voa izay vokarin'izy ireo mba ho voarara tsy ho hanina ...Aoka tsy hohanina izany

Yaveh dia mamerimberina ny fandrarany mba hanamafisany izany sy hanazavany fa tsy atao maintsy izany amin'ny telo taona voalohany izay hamoazan'ilay hazo. Adikao io mba hanazavana ny fotoana tsy maintsy hamelàna irery ny hazo. DH: "ary aoka ianareo tsy hihinana ny voan'ny hazo mandritra ny telo taona voalohany"

aoka ianareo hamela ny voa izay vokarin'izy ireo mba ho voarara tsy ho hanina

DH: "Aoka ianareo hamela ny voa izay vokarin'izy ireo izay efa norarako tsy hohanina"

Aoka ho voarara ny voa ho anareo

DH: "Efa norarako tsy ho anareo ny voa"

Aoka tsy hohanina izany

DH: "aoka tsy hihinana izany ianareo"