plt_tn/lev/19/17.md

304 B

Aza mankahala ny rahalahinareo amin'ny fonareo

Ny fankhalana hatrany ny olona iray dia resahin atoy ny hoe mankahala olona iray amin'ny fo. DH: "Aza mankahala mandrakariva ny rahalahinareo"

Aoka ianareo hiteny mafy an-kitsi-po ny mpiray monina aminareo

"Aoka ianareo hanitsy ny olona iray manota"