plt_tn/lev/19/13.md

467 B

Aza mampahory ny mpiara-monina aminareo na mandroba azy

Eto, ny "mpiara-monina" dia "na iza na iza." Ny dikan'io dia azo atao mazava. DH: "Aza mandratra na mandroba na iza na iza"

Aoka tsy hijanona miaraka aminareo amin'ny alina manontolo ka hatramin'ny maraina ny karaman'ny mpikarama

Yaveh dia mandidy ireo mpampiasa mba hanefa ny an'ireo mpanompo avy hatrany rehefa vita amin'izany andro izany ny asany. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava.