plt_tn/lev/18/22.md

4 lines
145 B
Markdown

# Fahavetavetana izany
Eto, ny "fahavetavetana" dia manondro ny fanitsakitsahana ny baiko voajanaharin'ny zavatra araka ny niheveran'Yaveh azy.