plt_tn/lev/18/19.md

257 B

ny fadimbolany

Io dia fotoana mampandeha rà avy any an-kibon'ny vehivavy.

Maloto izy

Ny vehivavy izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

vadin'ny mpiray vody rindrina aminareo

"ny vadin'ny lehilahy hafa"