plt_tn/lev/18/09.md

662 B

na zanaka vavin'ny rainareo izy na zanaka vavin'ny reninareo

Io dia midika fany lehilahy dia tsy ùmahazo mandry amin'ny anabaviny raha toa ka ray aman-dreny iray ihany ny an'izy ireo na raha manana ray na reny hafa izy.

na dia natsangana tao amin'ny tranonareo na lavitra anareo aza izy

DH: "na lebibe tao an-tranonao na lavitra ny tranonao aza izy"

Aza miara-mandry amin'ny zanaka vavin'ny vadin-drainareo

Ireo mety ho heviny dia 1) "aza miara-mandry amin'ny zanaka vavin-drainareo na zanaka vavin-dreninareo" (UDB). Eto, ilay lehilahy dia tsy iray ray na reny amin'ilay vehivavy. Lasa mpianadahy izy ireo rehefa mivady ny ray aman-drenin'izy ireo.