plt_tn/lev/18/04.md

632 B

Ny lalàko no aoka hataonareo, ary ireo didiko no aoka ho tandremanareo

Ireo andian-tey roa ireo dia mitovy ny heviny amin'ny ankapobeny ary manamafy fa ny vahoaka dia tsy maintsy mankatò ny zavatra rehetra izay nandidian'Yaveh mba hataon'izy ireo. Azonao atao ny mandika ireo fampitoviana ireo ho fanambarana iray izay mampita ny fepetra mba hitandremana ny didin'i Yaveh rehetra. DH: "Aoka ianareo hankatò ny lalàko sy ny didiko rehetra"

mba handehananareo eo amin'izy ireo

Ny fankatoavana ny didin'i Yaveh dia resahina toy ny hoe lalana izay andehanan'ny olona. DH: "ka mba hitondranareo tena mifanaraka amin'izy ireo"