plt_tn/lev/17/15.md

840 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany i Yaveh.

voaviraviran'ny bibidia

Ny biby izay novonoin'ny bibi-dia dia resahina toy ny hoe namiraviravira ilay biby ilay bibi-dia. DH: "izay efa novonoin'ny bibi-dia"

tera-tany

"Israelita"

haloto izy ...Dia hadio izy avy eo

Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny ary Ny olona izay azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.

mandra-paharivan'ny andro

"mandra-pilentiky ny masoandro"

dia aoka izy hizaka ny helony

Ny heloky ny olona iray dia resahina toy ny zavatra mivaingana izay entin'ilay olona. Eto, ny teny "heloka" dia manondro ny fanasaziana ny amin'izany heloka izany. DH: "ary dia ho tompon'andraikitry ny helony manokana izy" na "ary dia hanasazy azy nohon'ny helony Aho"