plt_tn/lev/17/08.md

429 B

aoka ho esorina eo amin'ny vahoakany izany lehilahy izany

Ny olona izay voahiliky ny fiaraha-moniny dia resahina toy ny hoe nesorina teo amin'ny vahoakany, tahaka ny fandrovitana singan-damba iray na fanapahana rantsan-kazo iray hiala amin'ny vatan-kaz. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 7:19. DH: "izany olona izany dia tsy hiara-honina amin'ny vahoakany intsony" na "aoka hosarahinareo amin'ny vahoakany izany olona izany"