plt_tn/lev/16/08.md

310 B

azazela

"Ny osy izay nalefa." Arona dia nandefa olona nanafaka ireo osy any amin'ny efitra.

eo amin'ilay nianjeran'ny loka

"eo amin'ilay voatondron'ny loka"

Fa ilay osy ...tsy maintsy entina velona eo anatrehan'i Yaveh

DH: "Fa Arona dia tsy maintsy mitondra ilay osy ...velona eo anatrehan'i Yaveh"