plt_tn/lev/15/32.md

287 B

Ireo no didy amam-pitsipika

"ireo no zavatra tsy maintsy atao"

mandoto ny tenany ... vehivavy maloto

Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

zay ao anaty fadimbolana

"izay tonga fotoana" na "izay mandeha rà avy ao an-kibony"