plt_tn/lev/15/28.md

20 lines
505 B
Markdown

# Fa raha voadio ...izy
Ny teny "izy" dia manondro ilay vehivavy izay ao anaty fadimbolana.
# voadio amin'ny fitsihan'ny ràny izy
Ny vehivavy izay sitrana tamin'ny fandehanan'ny rà dia resahina toy ny hoe lasa madio ara-bakiteny. DH: "sitrana tamin'ny fitsihan'ny rà"
# dia hadio izy
Ny vehivavy izay azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.
# haka ...ho azy
"haka ...ho an'ny tenany"
# fitsihan'ny rà malotony
"ny fitsihan'ny ràny dia mahatonga azy ho maloto"