plt_tn/lev/15/21.md

255 B

fandrianany

Io dia manondro ny vehivavy izay ao anaty fadimbolana.

izany olona izany dia haloto

Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

mandra-paharivan'ny andro

"mandra-pilentiky ny masoandro"