plt_tn/lev/15/16.md

339 B

haloto mandra-paharivan'ny andro

Ny olona na zavatra izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

mandra-paharivan'ny andro

"mandra-pilentiky ny masoandro"

Ny fitafiana ...dia tsy maintsy mandro amin'ny rano

DH: "Tsy maintsy misy manasa ireo fitafina na hoditra rehetra izay misy tsirinaina"