plt_tn/lev/15/08.md

470 B

ny olona izay madio

Ny olona izay azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.

haloto ...izy

Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

lasely

Ny lasely dia seza hoditra izay ataon'ny olona eo an-damosin'ny soavaly mba hahafahana mitaingina azy.

Ny lasely rehetra ...dia haloto

Zavatra izay voalazan'Andriamanitra ho tsy mendrika kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-batana.