plt_tn/lev/14/41.md

652 B

Hasainy

Eto, ny "-ny" dia manondro ilay mpisorona.

ho kikisana ny rindrina rehetran'ilay trano

DH: "ho kikisan'ilay tompony ny rindrina anatiny rehetra"

ireo kikiny izay mamindra

Io dia manondro ireo zavatra izay misy ilay maty fotsy. DH: "ny kikiny izay nokikisan'izy ireo"

toerana maloto

Ny toerana izay tsy mendrika ny ho sahanina na ampiasaina ho an'ny sitrapon'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

ireo vato izay nesoriny

DH: "ireo vato izay nesorin'izy ireo"

tsy maintsy mampiasa tanimanga vaovao izy ireo mba handalorana ny trano

"tsy maintsy mandrakotra ireo vato amin'ny tanimanga vaovao izy ireo"