plt_tn/lev/14/26.md

351 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia miresaka amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny olona rehefa misy olona sasana aretin-koditra.

hamafy ...amin'ilay diloilo ... eo anatrehan'i Yaveh

"hamafy ...amin'ilay diloilo ... eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh." Tsy misy famantarana izay fafazan'ilay mpisorona amin'ilay diloilo.