plt_tn/lev/14/06.md

445 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia miresaka amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny olona rehefa misy olona sasana aretin-koditra.

ilay vorona izay novonoina

DH: "ilay vorona izay novonoin'ilay olona"

ilay olona hodiovina

"ilay olona hodioviny"

hanambara azy ho madio ilay mpisorona

Ny olona izay azon'ny olona hafa kasihana sy eken'ny sitrapon'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.